Deoteronomia 32:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+ Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,Satria akaiky ny andro hahitany loza,+Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+ 1 Samoela 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Aoka i Jehovah no ho mpitsara ka hitsara ahy sy ianao. Dia hijery izy ary hiady ho ahy eo amin’ny fitsarana+ ka hitsara ahy mba hanafaka ahy eo an-tananao.” Salamo 35:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Raiso an-tanana ny adiko eo amin’ny fitsarana Jehovah ô, ka tohero ny fahavaloko.+Miadia amin’ireo miady amiko.+ Salamo 43:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Tsarao aho,+ Andriamanitra ô!Raiso an-tanana ny adiko eo amin’ny fitsarana,+ izay ifanaovako amin’ny firenena mpivadika.Hanafaka ahy amin’ny olona mpamitaka sy tsy marina anie ianao.+ Ohabolana 22:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa i Jehovah no hiady ho an’ireny eo amin’ny fitsarana,+ sy hanaisotra ny ain’izay* mandroba an’ireny.+
35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+ Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,Satria akaiky ny andro hahitany loza,+Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+
15 Aoka i Jehovah no ho mpitsara ka hitsara ahy sy ianao. Dia hijery izy ary hiady ho ahy eo amin’ny fitsarana+ ka hitsara ahy mba hanafaka ahy eo an-tananao.”
35 Raiso an-tanana ny adiko eo amin’ny fitsarana Jehovah ô, ka tohero ny fahavaloko.+Miadia amin’ireo miady amiko.+
43 Tsarao aho,+ Andriamanitra ô!Raiso an-tanana ny adiko eo amin’ny fitsarana,+ izay ifanaovako amin’ny firenena mpivadika.Hanafaka ahy amin’ny olona mpamitaka sy tsy marina anie ianao.+
23 Fa i Jehovah no hiady ho an’ireny eo amin’ny fitsarana,+ sy hanaisotra ny ain’izay* mandroba an’ireny.+