1 Samoela 18:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia nihamafy ny tahotr’i Saoly an’i Davida, ka nanjary fahavalon’i Davida foana izy.+ 1 Samoela 23:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Zahao ka fantaro daholo izay toeram-piafenany, ary mitondrà porofo miverina atỳ amiko, dia hiaraka aminareo aho. Fa raha eto amin’ity tany ity izy, dia hataoko sava hao ny arivon’i+ Joda rehetra mba hahitako azy.”
23 Zahao ka fantaro daholo izay toeram-piafenany, ary mitondrà porofo miverina atỳ amiko, dia hiaraka aminareo aho. Fa raha eto amin’ity tany ity izy, dia hataoko sava hao ny arivon’i+ Joda rehetra mba hahitako azy.”