25Ary maty i Samoela+ tatỳ aoriana. Dia nivory ny Israely rehetra ka nitomany+ azy sy nandevina azy tany amin’izay nisy ny tranony, tao Rama.+ Ary nidina nankany an-tany efitr’i Parana+ i Davida.
57Maty ny olo-marina,+ nefa tsy misy miraharaha+ an’izany. Nangonina ho any amin’ny toeran’ny maty ny olona tsara fanahy sy be fitiavana,+ nefa tsy misy mahafantatra akory hoe noho ny fisian’ny loza no nanangonana ny olo-marina.+