1 Samoela 14:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ary nanontany an’Andriamanitra i Saoly hoe: “Hidina hanenjika ny Filistinina ve aho?+ Hatolotrao eo an-tanan’ny Israely ve ireo?”+ Tsy namaly an’i Saoly anefa izy tamin’iny andro iny.+ 1 Tantara 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 fa tsy nanontany an’i Jehovah.+ Koa novonoin’Andriamanitra izy, ka nafindrany tamin’i Davida zanak’i Jese ny fanjakana.+
37 Ary nanontany an’Andriamanitra i Saoly hoe: “Hidina hanenjika ny Filistinina ve aho?+ Hatolotrao eo an-tanan’ny Israely ve ireo?”+ Tsy namaly an’i Saoly anefa izy tamin’iny andro iny.+
14 fa tsy nanontany an’i Jehovah.+ Koa novonoin’Andriamanitra izy, ka nafindrany tamin’i Davida zanak’i Jese ny fanjakana.+