2 Dia nankany Bala-joda+ i Davida sy ny olona rehetra niaraka taminy, mba hampiakatra avy tany ny Vata masin’Andriamanitra.+ Eo amin’io Vata io no iantsoana ny anaran’i+ Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay mipetraka eo amin’ny kerobima.+
5 Koa novorin’i+ Davida ny Israely rehetra, hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta+ ka hatrany amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata,+ mba haka ny Vata masin’Andriamanitra+ any Kiriata-jearima.+