Mpitsara 21:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoy koa izy ireo: “Iza tamin’ny fokon’ny Israely no tsy niakatra teo anatrehan’i Jehovah tany Mizpa?”+ Ary hita fa tsy nisy nankao an-toby ho eo anivon’ny fiangonana ny avy any Jabesi-gileada.+ 1 Samoela 31:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary ren’ny mponin’i Jabesi-gileada+ izay nataon’ny Filistinina tamin’i Saoly.
8 Hoy koa izy ireo: “Iza tamin’ny fokon’ny Israely no tsy niakatra teo anatrehan’i Jehovah tany Mizpa?”+ Ary hita fa tsy nisy nankao an-toby ho eo anivon’ny fiangonana ny avy any Jabesi-gileada.+