1 Samoela 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nataony hoe Ikaboda+ ny anaran’ilay zaza, fa hoy izy: “Niala tamin’ny Israely ho any an-tsesitany ny voninahitra.”+ Ny Vata masin’Andriamanitra izay lasa babo, mbamin’ny rafozandahiny sy ny vadiny, no tiany holazaina tamin’izany.+
21 Ary nataony hoe Ikaboda+ ny anaran’ilay zaza, fa hoy izy: “Niala tamin’ny Israely ho any an-tsesitany ny voninahitra.”+ Ny Vata masin’Andriamanitra izay lasa babo, mbamin’ny rafozandahiny sy ny vadiny, no tiany holazaina tamin’izany.+