Deoteronomia 20:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny zaza amam-behivavy ihany+ mbamin’ny biby fiompy+ sy ny zava-drehetra azo baboina ao amin’ilay tanàna, no halainao ho babo.+ Ary hano ny zavatra nobaboinao avy tamin’ny fahavalonao, izay natolotr’i Jehovah Andriamanitrao teo an-tananao.+ 1 Samoela 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa nahoana no tsy nankatò ny tenin’i Jehovah ianao, fa nihazakazaka nandrombaka ny zavatra azo babo+ ka nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah?”+
14 Ny zaza amam-behivavy ihany+ mbamin’ny biby fiompy+ sy ny zava-drehetra azo baboina ao amin’ilay tanàna, no halainao ho babo.+ Ary hano ny zavatra nobaboinao avy tamin’ny fahavalonao, izay natolotr’i Jehovah Andriamanitrao teo an-tananao.+
19 Koa nahoana no tsy nankatò ny tenin’i Jehovah ianao, fa nihazakazaka nandrombaka ny zavatra azo babo+ ka nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah?”+