1 Samoela 17:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Hoy koa i Davida: “I Jehovah izay namonjy ahy teo an-tanan’ny liona sy ny orsa, no hamonjy ahy eo an-tanan’io Filistinina io.”+ Dia hoy i Saoly taminy: “Mandehana àry, ary homba anao anie i Jehovah!”+
37 Hoy koa i Davida: “I Jehovah izay namonjy ahy teo an-tanan’ny liona sy ny orsa, no hamonjy ahy eo an-tanan’io Filistinina io.”+ Dia hoy i Saoly taminy: “Mandehana àry, ary homba anao anie i Jehovah!”+