29 Rehefa misy olona manenjika anao ka mifofo ny ainao, dia harovan’i Jehovah Andriamanitrao ianao,+ toy ny fiarovana zava-tsarobidy voafono ao anaty kitapo.+ Fa ny ain’ny fahavalonao kosa hatorany toy ny vato avy eo amin’ny foitran’ny pilotra.+
14 Ary ireto avy no nataon’i Ozia vonona foana ho an’ilay tafika manontolo: Ampinga+ sy lefona+ sy fiarovan-doha+ sy akanjo mifono vy+ sy tsipìka+ ary vatom-pilotra.+