Salamo 44:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa tsy ny tsipìkako no nitokisako,+Ary tsy ny sabatro no namonjy ahy.+ Hosea 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny taranak’i Joda kosa no hamindrako fo,+ ary ny herin’i Jehovah Andriamaniny no hamonjeko azy.+ Tsy amin’ny tsipìka na sabatra na ady, na soavaly na mpitaingin-tsoavaly anefa no hamonjeko azy.”+ Zakaria 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy izy tamiko: “Izao no tenin’i Jehovah amin’i Zerobabela: ‘“Tsy amin’ny alalan’ny tafika,+ na ny hery,+ fa amin’ny alalan’ny fanahiko”,*+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
7 Ny taranak’i Joda kosa no hamindrako fo,+ ary ny herin’i Jehovah Andriamaniny no hamonjeko azy.+ Tsy amin’ny tsipìka na sabatra na ady, na soavaly na mpitaingin-tsoavaly anefa no hamonjeko azy.”+
6 Ary hoy izy tamiko: “Izao no tenin’i Jehovah amin’i Zerobabela: ‘“Tsy amin’ny alalan’ny tafika,+ na ny hery,+ fa amin’ny alalan’ny fanahiko”,*+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.