1 Samoela 18:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia niahiahy an’i Davida foana i Saoly nanomboka tamin’iny andro iny,+ ka hita tamin’ny fijeriny azy izany. Ohabolana 27:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Lozabe ny fahavinirana, ary toy ny tondra-drano ny fahatezerana,+ fa iza kosa no mahatanty ny fahasarotam-piaro?*+ Jakoba 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 fa ny fahatezeran’ny olona tsy ahavitana izay marina+ eo imason’Andriamanitra.
9 Dia niahiahy an’i Davida foana i Saoly nanomboka tamin’iny andro iny,+ ka hita tamin’ny fijeriny azy izany.
4 Lozabe ny fahavinirana, ary toy ny tondra-drano ny fahatezerana,+ fa iza kosa no mahatanty ny fahasarotam-piaro?*+