Joba 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy ny sofina ve no mamantatra teny,+Toy ny lanilany+ mamantatra tsiron-kanina? Mpitoriteny 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 hikatona ireo varavarana mankeny an-dalana,+ ho iva ny feon’ny vato fikosoham-bary,+ ho tafafoha ilay olona raha vao maneno ny voronkely, ary ho iva ny feon’ny vehivavy mpihira rehetra.+
4 hikatona ireo varavarana mankeny an-dalana,+ ho iva ny feon’ny vato fikosoham-bary,+ ho tafafoha ilay olona raha vao maneno ny voronkely, ary ho iva ny feon’ny vehivavy mpihira rehetra.+