1 Samoela 25:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Kalebita+ ralehilahy, Nabala+ no anarany, ary Abigaila+ no anaran’ny vadiny. Tena malina+ sady tsara bika ravehivavy, fa ralehilahy kosa masiaka sady ratsy toetra.+ 2 Samoela 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa nampaka vehivavy hendry+ tany Tekoa+ i Joaba, ka nilaza taminy hoe: “Aoka ianao mba hisaona ka hanao akanjo fisaonana, ary tsy hihoso-menaka.+ Ataovy toy ny hoe vehivavy efa nisaona nandritra ny andro maromaro ianao.+
3 Kalebita+ ralehilahy, Nabala+ no anarany, ary Abigaila+ no anaran’ny vadiny. Tena malina+ sady tsara bika ravehivavy, fa ralehilahy kosa masiaka sady ratsy toetra.+
2 Koa nampaka vehivavy hendry+ tany Tekoa+ i Joaba, ka nilaza taminy hoe: “Aoka ianao mba hisaona ka hanao akanjo fisaonana, ary tsy hihoso-menaka.+ Ataovy toy ny hoe vehivavy efa nisaona nandritra ny andro maromaro ianao.+