1 Samoela 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Malina+ foana izy tamin’izay rehetra nataony, ary nomba azy i Jehovah.+ 2 Samoela 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nihanahery hatrany i Davida,+ ary nomba azy+ i Jehovah Andriamanitry ny tafika.+