1 Mpanjaka 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary tsy nitsahatra namory olona homba azy izy, ka tonga lehiben’ny mpandroba, tamin’i Davida namono ny olona tao Zoba.+ Koa nankany Damaskosy+ izy ireo ary nanorim-ponenana tany, dia nanjaka tany. Isaia 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa i Damaskosy no lohan’i Syria, ary i Rezina no lohan’i Damaskosy. Rehefa afaka dimy amby enimpolo taona monja, dia ho rava tsy ho firenena intsony i Efraima.+
24 Ary tsy nitsahatra namory olona homba azy izy, ka tonga lehiben’ny mpandroba, tamin’i Davida namono ny olona tao Zoba.+ Koa nankany Damaskosy+ izy ireo ary nanorim-ponenana tany, dia nanjaka tany.
8 Fa i Damaskosy no lohan’i Syria, ary i Rezina no lohan’i Damaskosy. Rehefa afaka dimy amby enimpolo taona monja, dia ho rava tsy ho firenena intsony i Efraima.+