11 Koa raha manaiky izy fa tsy hiady ary mamoha vavahady hidiranao, dia ho lasanao ny olon-drehetra ao amin’ilay tanàna, ary hoterena hanao fanompoana izy ka hanompo anao.+
4 Ho taninareo ny tany rehetran’ny Hetita+ manomboka any an-tany efitra sy eo amin’irỳ Libanona irỳ, ka mipaka hatrany amin’ny renirano lehibe, dia ny reniranon’i Eofrata, ary hatrany amin’ny Ranomasina Lehibe manandrify ny filentehan’ny masoandro.+