2 Samoela 3:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tsy voafatotra ny tananao,+Ary tsy natao tao anaty gadra varahina ny tongotrao.+Toy ny fahalavoan’ny olona iray eo anoloan’ny zanaky ny tsy fahamarinana,+ no nahalavoanao.” Dia nitomany+ azy indray ny olona rehetra. 2 Samoela 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia naniraka olona i Davida hanadihady momba an-dravehivavy.+ Ary nisy niteny hoe: “Tsy io ve no Batseba+ zanakavavin’i Eliama,+ vadin’i Oria+ Hetita?”+
34 Tsy voafatotra ny tananao,+Ary tsy natao tao anaty gadra varahina ny tongotrao.+Toy ny fahalavoan’ny olona iray eo anoloan’ny zanaky ny tsy fahamarinana,+ no nahalavoanao.” Dia nitomany+ azy indray ny olona rehetra.
3 Dia naniraka olona i Davida hanadihady momba an-dravehivavy.+ Ary nisy niteny hoe: “Tsy io ve no Batseba+ zanakavavin’i Eliama,+ vadin’i Oria+ Hetita?”+