Eksodosy 10:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa hoy i Farao tamin’i Mosesy: “Mialà eto anatrehako!+ Ary tandremo sao mbola mitady hifanatri-tava amiko! Fa amin’izay andro hifanatrehanao amiko, no hahafatesanao.”+ 2 Samoela 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia hoy i Davida: “Mety izany! Hanao fifanekena aminao aho, nefa misy zavatra iray monja angatahiko aminao: ‘Tsy mahazo mahita ny tavako+ ianao raha tsy mitondra an’i Mikala+ zanakavavin’i Saoly rehefa tonga hifanatri-tava amiko.’”
28 Koa hoy i Farao tamin’i Mosesy: “Mialà eto anatrehako!+ Ary tandremo sao mbola mitady hifanatri-tava amiko! Fa amin’izay andro hifanatrehanao amiko, no hahafatesanao.”+
13 Dia hoy i Davida: “Mety izany! Hanao fifanekena aminao aho, nefa misy zavatra iray monja angatahiko aminao: ‘Tsy mahazo mahita ny tavako+ ianao raha tsy mitondra an’i Mikala+ zanakavavin’i Saoly rehefa tonga hifanatri-tava amiko.’”