1 Samoela 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa nolazain’i Samoela taminy ny zava-drehetra, fa tsy nisy nafeniny. Dia hoy i Ely: “Avy amin’i Jehovah izany! Aoka hataony izay hitany fa mety.”+ 1 Petera 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa manetre tena eo ambanin’ny tana-maherin’Andriamanitra, mba hanandratany anareo amin’ny fotoana voatondrony,+
18 Koa nolazain’i Samoela taminy ny zava-drehetra, fa tsy nisy nafeniny. Dia hoy i Ely: “Avy amin’i Jehovah izany! Aoka hataony izay hitany fa mety.”+
6 Koa manetre tena eo ambanin’ny tana-maherin’Andriamanitra, mba hanandratany anareo amin’ny fotoana voatondrony,+