2 Samoela 16:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Raha vao tonga tao amin’i Absaloma i Hosay+ Arkita,+ naman’i Davida,+ dia hoy izy tamin’i Absaloma: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!+ Ho ela velona anie ny mpanjaka!” 1 Tantara 27:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 I Ahitofela+ no mpanolo-tsain’ny+ mpanjaka, ary i Hosay+ Arkita+ no naman’ny mpanjaka.+ Ohabolana 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tia amin’ny fotoana rehetra ny tena namana,+ sady toy ny rahalahy natao hanampy amin’ny fotoam-pahoriana.+
16 Raha vao tonga tao amin’i Absaloma i Hosay+ Arkita,+ naman’i Davida,+ dia hoy izy tamin’i Absaloma: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!+ Ho ela velona anie ny mpanjaka!”
17 Tia amin’ny fotoana rehetra ny tena namana,+ sady toy ny rahalahy natao hanampy amin’ny fotoam-pahoriana.+