34 Fa raha miverina ao an-tanàna kosa ianao, ka milaza amin’i Absaloma hoe: ‘Mpanomponao aho, ry Mpanjaka ô! Efa mpanompon’ny rainao aho tamin’izany fotoana izany, fa mpanomponao kosa ankehitriny’,+ dia hampandamòka+ ny torohevitr’i Ahitofela ianao, ka hanampy ahy.