14 Dia hoy i Absaloma sy ny lehilahy israelita rehetra: “Tsara+ noho ny torohevitr’i Ahitofela ny an’i Hosay Arkita!” I Jehovah anefa no efa nanapa-kevitra+ ny hampandamòka ny torohevitr’i+ Ahitofela, na dia tsara aza ilay izy,+ mba hampidiran’i Jehovah loza+ amin’i Absaloma.