18 Tatỳ aoriana, dia nirahin’i Rehoboama Mpanjaka i Hadorama,+ izay niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana. Nitora-bato+ azy anefa ny zanak’Israely, ka maty izy. I Rehoboama Mpanjaka kosa tafakatra tao anaty kalesiny, ka nandositra tany Jerosalema.+