2 Tantara 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tezitra sady nisafoaka tamin’ilay mpahita anefa i Asa noho izany teniny izany,+ ka nampidiriny tao am-ponja izy sady nasiany boloky hazo ny tongony.+ Ary nanomboka nampahory+ olon-kafa teo amin’ny vahoaka koa i Asa tamin’izay fotoana izay. Salamo 105:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ka nanao hoe: “Aza mikasika ny voahosotro,+Ary aza manisy ratsy ny mpaminaniko.”+ Jeremia 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nikapoka an’i Jeremia mpaminany izy+ ary nangeja azy tamin’ny boloky hazo,+ teo amin’ny Vavahadin’i Benjamina, dia ilay vavahady ambony mankao amin’ny tranon’i Jehovah.
10 Tezitra sady nisafoaka tamin’ilay mpahita anefa i Asa noho izany teniny izany,+ ka nampidiriny tao am-ponja izy sady nasiany boloky hazo ny tongony.+ Ary nanomboka nampahory+ olon-kafa teo amin’ny vahoaka koa i Asa tamin’izay fotoana izay.
2 Dia nikapoka an’i Jeremia mpaminany izy+ ary nangeja azy tamin’ny boloky hazo,+ teo amin’ny Vavahadin’i Benjamina, dia ilay vavahady ambony mankao amin’ny tranon’i Jehovah.