Mpitsara 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary hoy i Manoa tamin’ilay anjelin’i Jehovah: “Mba mijanòna kely aloha fa hikarakara zanak’osy haroso ho anao izahay.”+ Mpitsara 19:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia nentiny tany an-tranony+ ralehilahy, ary ny ampondra kosa notsipazany sakafom-biby.+ Dia nanasa tongotra+ izy ireo, ary nihinana sy nisotro.
15 Ary hoy i Manoa tamin’ilay anjelin’i Jehovah: “Mba mijanòna kely aloha fa hikarakara zanak’osy haroso ho anao izahay.”+
21 Dia nentiny tany an-tranony+ ralehilahy, ary ny ampondra kosa notsipazany sakafom-biby.+ Dia nanasa tongotra+ izy ireo, ary nihinana sy nisotro.