13 Eny an-tampon-tendrombohitra no anaovany sorona,+ ary eny amin’ny havoana no anolorany setroka ho sorona,+ eny, eo ambanin’ny hazo goavana sy ny hazo stiraksa ary ny hazobe, satria tsara alokaloka ireny.+ Noho izany, dia mijangajanga ny zanakareo vavy, ary manitsakitsa-bady ny vinantovavinareo.