2 Tantara 18:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary hoy i Mikaia: “Henoy àry ny tenin’i Jehovah:+ Hitako i Jehovah mipetraka eo amin’ny seza fiandrianany,+ ary ny tafiky+ ny lanitra manontolo mitsangana eo ankavanany sy eo ankaviany.+
18 Ary hoy i Mikaia: “Henoy àry ny tenin’i Jehovah:+ Hitako i Jehovah mipetraka eo amin’ny seza fiandrianany,+ ary ny tafiky+ ny lanitra manontolo mitsangana eo ankavanany sy eo ankaviany.+