2 Tantara 18:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ny mpanjakan’i Syria anefa efa nandidy ny lehiben’ny kalesiny, nanao hoe: “Aza miady amin’ny kely na amin’ny lehibe, fa amin’ny mpanjakan’ny Israely ihany.”+
30 Ny mpanjakan’i Syria anefa efa nandidy ny lehiben’ny kalesiny, nanao hoe: “Aza miady amin’ny kely na amin’ny lehibe, fa amin’ny mpanjakan’ny Israely ihany.”+