25 “Ary ianao, ry Ezra, ampiasao ny fahendrena+ nomen’Andriamanitrao anao, mba hanendrena mpahay lalàna sy mpitsara, hitsarany+ ny olona rehetra any ampitan’ny Renirano, dia izay rehetra mahalala ny lalàn’Andriamanitrao. Ary izay tsy mahafantatra izany dia ampianaro.+