5 Tamin’ny fotoanan’ny fanatitra varimbazaha+ amin’ny takariva, dia nitsangana aho rehefa avy nampietry ny tenako toy izany, ary mbola teny amiko ireo akanjoko anatiny sy ivelany rovitra. Dia nandohalika+ aho ka namelatra ny tanako ho amin’i Jehovah Andriamanitro.+