4 Fa hampiala ny zanakao lahy tsy hanaraka ahy izy, ka azo antoka fa hanompo andriamani-kafa ireo.+ Koa hirehitra aminareo tokoa ny fahatezeran’i Jehovah, ka tsy hiandry ela izy, fa handringana anareo.+
26 Tsy izany ve no nahatonga an’i Solomona mpanjakan’ny Israely hanota?+ Tsy nisy mpanjaka toa azy teo amin’ny firenena maro.+ Ary tia azy ny Andriamaniny,+ ka nanao azy ho mpanjakan’ny Israely manontolo. Na izy aza anefa, voataonan’ny vehivavy hafa firenena hanota.+