2 Mpanjaka 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary niakatra hamely an’ilay tany manontolo ny mpanjakan’i Asyria. Niakatra tany Samaria koa izy, ka nanao fahirano+ azy telo taona. 2 Tantara 32:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy fantatrareo angaha ny zavatra efa nataoko sy nataon’ny razako tamin’ny mponina rehetra manodidina?+ Angaha ny andriamanitr’ireo+ firenena nisy nahavonjy ny taniny tsy ho azon’ny tanako? Isaia 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa tsy toy ny nataoko tamin’i Samaria sy ny andriamaniny tsy misy dikany+ ihany ve no hataoko koa amin’i Jerosalema sy ny sampiny?’+
5 Ary niakatra hamely an’ilay tany manontolo ny mpanjakan’i Asyria. Niakatra tany Samaria koa izy, ka nanao fahirano+ azy telo taona.
13 Tsy fantatrareo angaha ny zavatra efa nataoko sy nataon’ny razako tamin’ny mponina rehetra manodidina?+ Angaha ny andriamanitr’ireo+ firenena nisy nahavonjy ny taniny tsy ho azon’ny tanako?
11 Koa tsy toy ny nataoko tamin’i Samaria sy ny andriamaniny tsy misy dikany+ ihany ve no hataoko koa amin’i Jerosalema sy ny sampiny?’+