Jaona 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Namaly izy hoe: “Nanao feta tanimanga ilay lehilahy atao hoe Jesosy, ka nanosotra izany teo amin’ny masoko, ary nanao hoe: ‘Mandehana misasa any Siloama.’+ Dia nandeha aho ka nisasa, ary nahiratra.”
11 Namaly izy hoe: “Nanao feta tanimanga ilay lehilahy atao hoe Jesosy, ka nanosotra izany teo amin’ny masoko, ary nanao hoe: ‘Mandehana misasa any Siloama.’+ Dia nandeha aho ka nisasa, ary nahiratra.”