Salamo 115:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Volafotsy sy volamena ny sampin’ireo firenena,+Sady asa tanan’olombelona.+ Isaia 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary feno andriamanitra tsy misy dikany ny taniny.+ Ny zavatra nataon’ny tanan’olona, eny, izay nataon’ny rantsantanana ihany, no iankohofany.+ Isaia 44:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny ambiny kosa amboariny ho andriamanitra ka ataony sary sokitra. Miondrika sy miankohoka eo anatrehan’izany izy ka mivavaka aminy hoe: “Vonjeo aho fa andriamanitro ianao.”+ Mika 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hofoanako tsy ho eo aminao ny sary sokitra ivavahanao sy ny tsangambatonao masina, ka tsy hiankohoka intsony eo anoloan’ny asan’ny tananao ianao.+
8 Ary feno andriamanitra tsy misy dikany ny taniny.+ Ny zavatra nataon’ny tanan’olona, eny, izay nataon’ny rantsantanana ihany, no iankohofany.+
17 Ny ambiny kosa amboariny ho andriamanitra ka ataony sary sokitra. Miondrika sy miankohoka eo anatrehan’izany izy ka mivavaka aminy hoe: “Vonjeo aho fa andriamanitro ianao.”+
13 Hofoanako tsy ho eo aminao ny sary sokitra ivavahanao sy ny tsangambatonao masina, ka tsy hiankohoka intsony eo anoloan’ny asan’ny tananao ianao.+