1 Mpanjaka 14:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hafoiny+ ny Israely noho ny fahotana izay nataon’i Jeroboama sy nampanotany ny Israely.”+ 1 Mpanjaka 15:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 noho ny fahotana izay nataon’i Jeroboama+ sy nampanotany ny Israely, ary koa noho ny nanaovany izay hampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.+
30 noho ny fahotana izay nataon’i Jeroboama+ sy nampanotany ny Israely, ary koa noho ny nanaovany izay hampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.+