Jeremia 34:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “‘Izaho no mandidy’, hoy i Jehovah, ‘ka haveriko eto amin’ity tanàna ity tokoa ny Kaldeanina.+ Dia hanafika an’ity tanàna ity izy ireo, ka hamabo sy handoro azy.+ Hataoko lao tsy misy mponina ireo tanànan’i Joda.’”+ Jeremia 37:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hiverina eto indray ny Kaldeanina ka hanafika an’ity tanàna ity sy hamabo azy ary handoro azy.”+
22 “‘Izaho no mandidy’, hoy i Jehovah, ‘ka haveriko eto amin’ity tanàna ity tokoa ny Kaldeanina.+ Dia hanafika an’ity tanàna ity izy ireo, ka hamabo sy handoro azy.+ Hataoko lao tsy misy mponina ireo tanànan’i Joda.’”+
8 Dia hiverina eto indray ny Kaldeanina ka hanafika an’ity tanàna ity sy hamabo azy ary handoro azy.”+