1 Mpanjaka 21:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Hitanao ve ny fanetren-tenan’i Ahaba teo anatrehako?+ Nanetry tena izy noho ny amiko, ka tsy hataoko tonga amin’izao androny izao ilay loza.+ Amin’ny andron’ny zanany kosa vao hataoko tonga amin’ny ankohonany izany.”+ 1 Tantara 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsarovy ny asa mahatalanjona nataony,+Sy ny fahagagana vitany ary ny didim-pitsarana naloaky ny vavany,+
29 “Hitanao ve ny fanetren-tenan’i Ahaba teo anatrehako?+ Nanetry tena izy noho ny amiko, ka tsy hataoko tonga amin’izao androny izao ilay loza.+ Amin’ny andron’ny zanany kosa vao hataoko tonga amin’ny ankohonany izany.”+
12 Tsarovy ny asa mahatalanjona nataony,+Sy ny fahagagana vitany ary ny didim-pitsarana naloaky ny vavany,+