1 Mpanjaka 16:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary ren’ny olona tany an-toby ihany nony farany fa nanao tetika hamelezana ny mpanjaka i Zimry, ka namono azy. Koa nalain’ny Israely rehetra i Omry+ lehiben’ny tafika, ka nataony mpanjakan’ny Israely tamin’izay andro izay, tao an-toby. 1 Mpanjaka 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Raha vao hitan’i Zimry fa voababo ny tanàna, dia niditra tao amin’ny tilikambo fonenana, izay anisan’ny tranon’ny mpanjaka izy. Dia nodorany ny tranon’ny mpanjaka mba ho kilan’ny afo tao izy. Koa maty izy,+
16 Ary ren’ny olona tany an-toby ihany nony farany fa nanao tetika hamelezana ny mpanjaka i Zimry, ka namono azy. Koa nalain’ny Israely rehetra i Omry+ lehiben’ny tafika, ka nataony mpanjakan’ny Israely tamin’izay andro izay, tao an-toby.
18 Raha vao hitan’i Zimry fa voababo ny tanàna, dia niditra tao amin’ny tilikambo fonenana, izay anisan’ny tranon’ny mpanjaka izy. Dia nodorany ny tranon’ny mpanjaka mba ho kilan’ny afo tao izy. Koa maty izy,+