Deoteronomia 21:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 dia tsy tokony hajanona eo mandritra ny alina ny fatiny,+ fa tokony halevina ny androtr’iny ihany, satria voaozon’Andriamanitra izay mihantona eo amin’ny tsato-kazo.+ Aza lotoina ny taninao izay omen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao.+
23 dia tsy tokony hajanona eo mandritra ny alina ny fatiny,+ fa tokony halevina ny androtr’iny ihany, satria voaozon’Andriamanitra izay mihantona eo amin’ny tsato-kazo.+ Aza lotoina ny taninao izay omen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao.+