19 Koa maniraha olona, ka vorio ny Israely rehetra hankany amiko any amin’ny Tendrombohitra Karmela.+ Vorio koa ny mpaminanin’i Bala+ dimampolo sy efajato sy ny mpaminanin’ny tsato-kazo masina+ efajato, izay samy mihinana eo an-databatr’i Jezebela.”+
6 Koa novorin’ny+ mpanjakan’ny Israely ny mpaminany efajato lahy teo ho eo, ka hoy izy tamin’ireo: “Handeha hanafika an’i Ramota-gileada ve aho, sa tsy handeha?” Dia hoy ireo: “Miakara+ fa hatolotr’i Jehovah eo an-tanan’ny mpanjaka ilay tanàna.”