-
2 Mpanjaka 11:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ary tamin’ny taona fahafito dia nampanalain’i Joiada+ ny lehiben’ny zato tamin’ny Karianina+ mpiaro ny mpanjaka sy ny lehiben’ny mpihazakazaka,+ ka nentiny nankany aminy tao an-tranon’i Jehovah. Dia nanao fifanekena+ tamin’izy ireo izy, ary nampianiana+ azy ireo tao an-tranon’i Jehovah. Avy eo dia nasehony azy ireo ilay zanaky ny mpanjaka.
-