Jona 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ary tonga tamin’i Jona+ zanak’i Amitahy ny tenin’i Jehovah hoe: Matio 12:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Hoy ny navaliny azy ireo: “Mitady famantarana foana ny taranaka ratsy fanahy sy mpanitsakitsa-bady,+ nefa tsy hisy famantarana homena azy afa-tsy ilay famantarana ny amin’i Jona mpaminany.+
39 Hoy ny navaliny azy ireo: “Mitady famantarana foana ny taranaka ratsy fanahy sy mpanitsakitsa-bady,+ nefa tsy hisy famantarana homena azy afa-tsy ilay famantarana ny amin’i Jona mpaminany.+