33 Mbola tsy niala tamin’ny lalan-dratsiny i Jeroboama taorian’izany, fa mbola nanendry olona avy tamin’ny sarambabem-bahoaka mba ho mpisoron’ny toerana avo.+ Koa izay tia an’izany, dia nomeny fahefana,+ ka hoy izy: “Aoka izy ho anisan’ireo mpisoron’ny toerana avo.”