2 Tantara 24:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary tsy nitsahatra naniraka mpaminany+ nankany amin’izy ireo i Jehovah mba hampodiana azy ireo aminy. Koa nampitandrina azy ireo foana ny mpaminany, nefa tsy nihaino izy ireo.+ 2 Tantara 36:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+ Hebreo 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Fahiny ela be, dia niteny tamin’ny razantsika tamin’ny alalan’ny mpaminany+ Andriamanitra. Ary imbetsaka+ sady tamin’ny fomba maro no nanaovany izany.
19 Ary tsy nitsahatra naniraka mpaminany+ nankany amin’izy ireo i Jehovah mba hampodiana azy ireo aminy. Koa nampitandrina azy ireo foana ny mpaminany, nefa tsy nihaino izy ireo.+
16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+
1 Fahiny ela be, dia niteny tamin’ny razantsika tamin’ny alalan’ny mpaminany+ Andriamanitra. Ary imbetsaka+ sady tamin’ny fomba maro no nanaovany izany.