1 Samoela 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 —Toy izao no lazain’ny olona teo amin’ny Israely taloha, rehefa handeha hitady an’Andriamanitra: “Andao ho any amin’ny mpahita.”+ Mpahita mantsy taloha no fiantsoana ny mpaminany.— 1 Tantara 29:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary ny tantaran’i Davida Mpanjaka, na ny voalohany na ny farany, dia voarakitra ao amin’izay nosoratan’i Samoela mpahita+ sy Natana+ mpaminany ary Gada+ mpahita fahitana.
9 —Toy izao no lazain’ny olona teo amin’ny Israely taloha, rehefa handeha hitady an’Andriamanitra: “Andao ho any amin’ny mpahita.”+ Mpahita mantsy taloha no fiantsoana ny mpaminany.—
29 Ary ny tantaran’i Davida Mpanjaka, na ny voalohany na ny farany, dia voarakitra ao amin’izay nosoratan’i Samoela mpahita+ sy Natana+ mpaminany ary Gada+ mpahita fahitana.