1 Tantara 6:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ireto avy no nataon’i Davida+ ho mpitarika ny hira tao an-tranon’i Jehovah, rehefa avy napetraka tao ilay Vata.+ 1 Tantara 15:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary akanjo tsy misy tanany, izay vita tamin’ny lamba tena tsara no nanaovan’i Davida sy ny Levita rehetra nilanja ny Vata, sy ny mpihira, ary i Kenania+ lehiben’ny mpihira+ izay nilanja ilay Vata. Nanao efoda+ rongony koa anefa i Davida.
31 Ireto avy no nataon’i Davida+ ho mpitarika ny hira tao an-tranon’i Jehovah, rehefa avy napetraka tao ilay Vata.+
27 Ary akanjo tsy misy tanany, izay vita tamin’ny lamba tena tsara no nanaovan’i Davida sy ny Levita rehetra nilanja ny Vata, sy ny mpihira, ary i Kenania+ lehiben’ny mpihira+ izay nilanja ilay Vata. Nanao efoda+ rongony koa anefa i Davida.