1 Tantara 25:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary valo amby valopolo sy roanjato ny isan’izy ireo mbamin’ny rahalahiny, izay nampianarina hihira ho an’i Jehovah,+ ka efa tena mahay+ izy rehetra. Ohabolana 22:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Mahita olona mahay ny asany ve ianao? Eo anatrehan’ny mpanjaka no ijoroany,+ fa tsy hijoro eo anatrehan’ny olon-tsotra izy.
7 Ary valo amby valopolo sy roanjato ny isan’izy ireo mbamin’ny rahalahiny, izay nampianarina hihira ho an’i Jehovah,+ ka efa tena mahay+ izy rehetra.
29 Mahita olona mahay ny asany ve ianao? Eo anatrehan’ny mpanjaka no ijoroany,+ fa tsy hijoro eo anatrehan’ny olon-tsotra izy.