Genesisy 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Avereno ny vadin-dralehilahy, satria mpaminany izy.+ Ary hitalaho ho anao izy,+ dia tsy ho faty ianao. Fa raha tsy averinao kosa ravehivavy, dia aoka ho fantatrao fa ho faty tokoa ianao sy izay rehetra ao an-tranonao.”+ Salamo 105:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ka nanao hoe: “Aza mikasika ny voahosotro,+Ary aza manisy ratsy ny mpaminaniko.”+
7 Avereno ny vadin-dralehilahy, satria mpaminany izy.+ Ary hitalaho ho anao izy,+ dia tsy ho faty ianao. Fa raha tsy averinao kosa ravehivavy, dia aoka ho fantatrao fa ho faty tokoa ianao sy izay rehetra ao an-tranonao.”+