14 Izaho ho rainy,+ ary izy ho zanako.+ Rehefa manao fahadisoana izy, dia hanariko amin’ny tsorakazon’ny+ olombelona, sy amin’ny kapoky ny taranak’i Adama.
5 Iza tamin’ireo anjely, ohatra, no mba efa nitenenan’Andriamanitra hoe: “Ianao no zanako, ary izaho efa tonga rainao androany”?+ Ary koa hoe: “Izaho ho rainy, ary izy ho zanako”?+